Teny iditra | tapitra | ||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ended, finished; used up, all gone [1.7] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fini, terminé [1.3, 1.8] | ||||||||||
Achevé, accompli [1.3] | |||||||||||
épuisé [1.8] | |||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||
| |||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||
Teny iditra | tapitra | ||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ended, finished; used up, all gone [1.7] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sali, crotté [1.3] | ||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |