Teny iditra | tany betro | |
Singan-teny | tany ; betro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tany malemy lonaka apetraky ny rano na ny rivotra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Limon, sol limoneux, terrain limoneux [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |