Teny iditra tanin' andro
Singan-teny tanina ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] [ taninandro ] hainandro [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Action de se chauffer au soleil [1.3]
Ohatra 
1Boroboaka an' elo, ary afontsy an-taninandro; [2.69]
2Tsapako avy hatrany fa hamonjy taninandro etsy ambody goavy maina fara taza-masoandro mba hitafy ankilahila ito nofo izay miketrona feno sarisarim-piainana! [1.268]
Ohabolana 

Teny iditra tanin' andro
Singan-teny tanina ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Argent qu'on donne aux juges qui instruisent un procès, ainsi qu'aux témoins (l'affaire se traitait en plein air, à la chaleur du soleil) [1.3]
 C' est le prix de la chaleur du soleil. On appelait ainsi l'argent donné aux juges et aux témoins, parce que les affaires se traitaient en plein air, à la chaleur du soleil : Radama I avait fait tomber les murs du palais de justice parce qu' un jour les juges ne l'ayant pas vu ou ayant feint de ne pas le voir, ne s'étaient pas levés à son passage [2.415]

Teny iditra taninandro
Singan-teny tanina ; andro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (Merina) (de tanina : action d'exposer à la chaleur ; et andro : le soleil). Emilia graminea DC. (Asteraceae). Voir tanikandro. [1.196]
Anarana siantifika Emilia graminea
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26