Teny iditra tandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [1.1]

Teny iditra tandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra tandry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Sahaza, antonona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31