Teny iditra tampody (fody)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fiverenana androtry ny niala ihany [1.78]
 Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany
Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of setting out and coming back the same day [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de partir et revenir le même jour [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31