Teny iditra |
tamberin-tany
|
Singan-teny | tamberina ; tany |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahadison-dalana ka mampiverina indray eo amin' izay efa naleha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Bewildered as to the direction of east, west, north, and south [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | état de celui qui est désorienté, qui ne connait plus les quatre points cardinaux,
par suite d'étourdissement, de changement subit de lieu... [1.3]
|
Ohatra | Voan’ ny tamberintany koa angamba aho ê!
[2.4]
|
|
Teny iditra |
tamberintany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Hanina tanindrazana [1.78]
|
|
Teny iditra |
Tamberintany
|
Singan-teny | tamberina |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Ratsifandrihamanana Clarisse, 1961 |
Fanonta printy | 1961. Imprimerie Faneva.
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Lahatsoratra |
|
|