Teny iditra tambanivohidahy
Singan-teny tambanivohitra ; -dahy (lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Campagnard [3.1]
Ohatra Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : tambanivohidahy, tambanivohidahin', tambanivohidahin-, tambanivohidahim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04