Teny iditra taloha
Singan-teny t~ ; aloha
Sokajin-teny ny lasan' ny mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe
Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
Mitovy hevitra: fahagola ~ fahagolantany ~ fahiny ~ fahizany ~ fahizay ~ tany ambadik' i Manareza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Before, formerly, former. [1.2]
 Before [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avant (temps passé) [1.8]
Ohatra 
1Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha. [2.4]
2Taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka. [2.117]
Voambolana 

Teny iditra taloha (aloha)
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Formerly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Autrefois [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14