Teny iditra talio (taly)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana talina [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Teny iditra talio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Rivotra mihokinkodina, tadio [1.78]
 Rivo-mangatsiaka ateraky ny ranomasina amin' ny folakandro [1.1]
Voambolana 

Teny iditra talio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] (probablement une déformation de talia.) Terminalia mantaly H.Perrier (Combretaceae). Plus fréquemment appelé mantaly. [1.196]
Anarana siantifika Terminalia mantaly
Voambolana 

Teny iditra talio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (de lio : petite quantité de sang qui s'écoule des incisions ou des écorchures ; allusion aux épines). Nom d'un grand arbuste épineux des environs d'Ihosy. Non déterminé. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31