Teny iditra takatro > takatra
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Tratra [1.78]
  [Tanala] Tratran'ny tànana ( raisina ) [1.78]
 Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany
Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ?
Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Reached or attained; understood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre)
Perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela)
A quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix) [1.3]
 Qu'on atteint; compris [1.8]
Ohatra 
1"Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293]
2ary na Ambohimiarina aza dia takatra itampodiàna. [2.588]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : takatra, takatro, takatrao, takany, takatsika, takatray, takatrareo, takatr', taka-, takatry
Ny lasa : takatra, takatro, takatrao, takany, takatsika, takatray, takatrareo, takatr', taka-, takatry
Ny hoavy : ho takatra, ho takatro, ho takatrao, ho takany, ho takatsika, ho takatray, ho takatrareo, ho takatr', ho taka-, ho takatry
Sampanteny 
 
Tovy hevitra takatre
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra takatro > takatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Maigre [1.3]
 Se disait des maigres. [2.415]

Teny iditra takatro > takatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The tufted umber (bird) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm. [1.3]
 Ombrette [1.54]
 L'ombrette, oiseau d'eau [1.8]
 Oiseau de mauvais augure. [2.415]
Anarana siantifika Scopus umbretta
Ohatra Ny papango fangalarina
ny goaika didimaso
ary ny takatra lava hatoka
samy ratsy ka mifanenitra
[2.131]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana