Entrée | takatra | ||||||||||||
Partie du discours | participe | ||||||||||||
Définition malgache | [Sihanaka] tratra [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||
[Tanala] tratran'ny tànana ( raisina ) [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||
Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany ¶ Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ? ¶ Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako! [Rajemisa 1985] | |||||||||||||
Traduction anglaise | reached or attained; understood [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Traduction française | atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre) ¶ perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela) ¶ a quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix) [Abinal 1888] | ||||||||||||
qu'on atteint; compris [Hallanger 1974] | |||||||||||||
Dérivations |
| ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Synonymes | takatre | ||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot takatra | ||||||||||||
Toponymie | |||||||||||||
Entrée | takatra | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Traduction française | maigre [Abinal 1888] | ||||||||||||
Se disait des maigres. [Veyrières 1913] | |||||||||||||
Entrée | takatra | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Définition malgache | Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Traduction anglaise | the tufted umber (bird) [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Traduction française | oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm. [Abinal 1888] | ||||||||||||
ombrette [Rajemisa: Vakoka] | |||||||||||||
l'ombrette, oiseau d'eau [Hallanger 1974] | |||||||||||||
Oiseau de mauvais augure. [Veyrières 1913] | |||||||||||||
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | ||||||||||||
Nom scientifique | Scopus umbretta | ||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||
Exemples | Ny papango fangalarina ny goaika didimaso ary ny takatra lava hatoka samy ratsy ka mifanenitra [Fox: Hainteny, numéro 259] | ||||||||||||
Citations | Textes citant takatra Proverbes contenant le mot takatra | ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |