Teny iditra taizan > aiza
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao?
Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!
Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise! [1.1]
 Ahia? (Tankarana)
Aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana)
Ay? (Bara)
Aie? (Mahafaly)
Akaa? (Betsimisaraka)
Haia? (Tankarana) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia. [1.2]
 Where? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Où? [1.8]
Ohatra 
1Ho aiza ianareo roa lahy? [2.472]
2Aiza no ahalalanao izany? [2.499]
3Mba lasa koa aho fa hanava-tena aiza moa! [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aiza, aizan'
Ny lasa : taiza, taizan'
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra taizan > taiza (aiza)
Singan-teny t~ ; aiza
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny lasa amin' ny Aiza ka manontany ny toerana naleha: Taiza no nitsangantsangana ianareo omaly [1.1]
Ohatra 
1Mba taiza no nahita ady hianao? [2.324]
2Ary taiza ihany ianao omaly? [2.471]
3Taiza ianareo no namovo? [2.472]
Kamban-teny 

Teny iditra taizan > taiza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zaza ampinonoina, karakaraina sy kolokoloina manokana: Tsy taiza intsony Ibalita fa efa zaza afa-miahy tena
Ilazana ny zanak' olon-kafa mipetraka ao amin' ny tena ka atao toy ny zanaka: Taizanay tao an-trano Rakoto nandritra ny fito taona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A nursing child; the care of children [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nourrisson; soins qu'on prend des enfants [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra taizan > TAIZA
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tambajotran' Antananarivo Iarovana ny Zon' ny Ankizy [3.1]
Fanazavàna teny frantsay TAIZA compte une trentaine de membres, dont les différentes entités ministèrielles chargées de la protection des enfants (Direction Régionale de la Santé et du Planning Familial Analamanga, Service Central de la Police des Moeurs et de la Protection des Mineurs, Juges des Enfants, BMH, ...), mais aussi des associations et divers centres d'accueil des enfants, notamment Avotra, Avoko, CDA Andohatapenaka, SOS aux Victimes du Non Droit, etc. [4.14]
Mpanahaka  Fanafohezan-teny