Teny iditra ta-handoa
Singan-teny ta ; mandoa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Qui a envie de vomir [1.54]
Voambolana 
Tovy hevitra salosonina
Mpanahaka  dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ mihoaka ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08