Teny iditra tahalaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) [1.1]
 Fefiloha madinika na valamparihy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Diguette, digue [1.13]
Tovy hevitra valamparihy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31