Teny iditra | tahàka ny | |
Singan-teny | tahàka | |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara. [1.1] | |
Fivaditsoratra | tahàka ny, tinahaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |