Teny iditra tafihina (tafika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin' ny alemaina i Frantsa tamin' ny 1945 / Notafihin' ny fahavalo ny tanànanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be attacked, to be invaded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on attaque, qu'on envahit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tafihina, tafihiko, tafihinao, tafihiny, tafihintsika, tafihinay, tafihinareo, tafihin', tafihin-, tafihim-, tafihi-
Ny lasa : notafihina, notafihiko, notafihinao, notafihiny, notafihintsika, notafihinay, notafihinareo, notafihin', notafihin-, notafihim-, notafihi-
Ny hoavy : hotafihina, hotafihiko, hotafihinao, hotafihiny, hotafihintsika, hotafihinay, hotafihinareo, hotafihin', hotafihin-, hotafihim-, hotafihi-
Filaza mandidy : tafiho
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20