Entrée |
tafiana
(tafy)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny ¶ Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to be clothed, to be dressed. Used of the person. [Richardson 1885]
|
Morphologie |
tafiana
tafiako
tafianao
tafiany
tafiantsika
tafianay
tafianareo
tafian'
tafian-
tafiam-
tafia-
| |
notafiana
notafiako
notafianao
notafiany
notafiantsika
notafianay
notafianareo
notafian'
notafian-
notafiam-
notafia-
| |
hotafiana
hotafiako
hotafianao
hotafiany
hotafiantsika
hotafianay
hotafianareo
hotafian'
hotafian-
hotafiam-
hotafia-
| |
tafio | |
|
Exemples | ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana. [Callet: Tantara]
|
Citations |
|
Entrée |
tafiaña
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
morondrano [Rakotosaona 1975]
|
|