Teny iditra |
tadio
(tady)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tadina
|
|
Teny iditra |
tadio
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead. [1.2]
|
| A whirlwind [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tourbillon de vent [1.8]
|
Ohatra | Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano.
[2.470]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana |
|