Teny iditra taba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Korontana, fitsako sy fambosibosika eo am-pihinanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de saisir avidement avec la main et de manger goulûment, de remuer, de bouleverser [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra ta
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Asa, lahasa [1.78]
  [Sihanaka] Asa [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A hindrance, an obstacle
Hindered, occupied: Taba aho, I am engaged [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16