Teny iditra | sosohana (sosoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampidirana na sisihana kofehy mba hanamafy azy kokoa: Sosohy ny lambanao fa efa marambato ~ Nososohana herana ny tafontrano Ampiana na soloana hafa: Nososohana voaloboha ilay taninay eo ambony trano fa nisy maty tamin' ireo nambolena voalohany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sosohana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |