Teny iditra | sori-bilana | |
Singan-teny | soritra ; vilana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Soritra manavaka na manasaraka ny volo, tsy eo afovoany fa amin' ny ilany havia na havanana (ny soritra eo afovoany kosa dia atao hoe vaky tampona) [1.1] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Tohi-kevitra | vaky tampona | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sori-bilana io | |
Fivaditsoratra | bolasirina, sobilarina, sori-bilana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |