Teny iditra sorapohy
Singan-teny sora- (soratra) ; fohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sténographie [1.13]
Ohatra Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4]
Tovy hevitra soratrandra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24