Teny iditra | sokoin' ny dia | |
Singan-teny | sokoina ; dia | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zaza adalan-dia, ta hanaraka izay olona rehetra mivoaka ny trano; maniry te hivoaka handeha lava izao [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |