Teny iditra sokay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lime [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chaux [1.8]
Ohatra 
1Toa rindrina voalalotra sokay no mamefy azy avy eny andrefana. [2.499]
2Aty atsinanan' Andrantsay ny itoerany ny solifara sy ny sokay ao Antsirabe. [2.48]
Voambolana 
Kamban-teny 
Renianarana vato
Anarana iray reny albasitra, diamondra, falia, jabilao, karanana, karangana, marbra, solaitra
Ny fihaviany Frantsay: chaux.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24