Entrée | sodina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana ¶ maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [Rajemisa 1985] | |
Explications en anglais | a flute [Hallanger 1973] | |
Explications en français | flûte [Hallanger 1974] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Exemples | Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 90] | |
Citations | Proverbes contenant le mot sodina | |
Articles | Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) | |
Entrée | sodina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en français | [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [Boiteau 1997] | |
Vocabulaire | Botanique | |
Mis à jour le 2021/09/30 |
![]() |