Teny iditra soamarandrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny) [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ tanavavy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31