Teny iditra sivy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Valo ampiana iray. [1.1]
  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Nine [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Neuf [1.3, 1.5, 1.8]
Marika iraisam-pirenena  9
IX [3.1]
Ohatra Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra. [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26