Entrée sisi > sisika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
¶ Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola
¶ Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro
¶ Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
Mitovy hevitra: gaka ~ kolikoly ~ tsolotra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] forced in between
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on pousse et insère entre des choses
Dérivations 
Morphologie 
sisika
sisiko
sisikao
sisiny
sisitsika
sisikay
sisikareo
sisik'
sisi-

Entrée sisi > sisika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy
Vocabulaire 
Synonymes tsofoka

Entrée sisi > sisika
Partie du discours nom
Explications en français  [SLP 1986] blanc de casse
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Entrée sisi > sisina
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra
¶ Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity
Explications en anglais  [Richardson 1885] a border [Malay sisih, side, quarter]
  [Hallanger 1973] the edge, the border
Explications en français  [Abinal 1888 page 611] le bord, la lisière, la frontière
  [Hallanger 1974] bord
Dérivations 
Morphologie 
sisina
sisiko
sisinao
sisiny
sisintsika
sisinay
sisinareo
sisin'
sisin-
sisim-
sisi-
-tsisina
Origine Malais: sisih : side, quarter.
Synonymes sisiny
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée sisi > sisina (sisy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia
Explications en français  [Abinal 1888] qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats)
Morphologie 
sisina
sisiko
sisinao
sisiny
sisintsika
sisinay
sisinareo
sisin'
sisin-
sisim-
sisi-
nosisina
nosisiko
nosisinao
nosisiny
nosisintsika
nosisinay
nosisinareo
nosisin'
nosisin-
nosisim-
nosisi-
hosisina
hosisiko
hosisinao
hosisiny
hosisintsika
hosisinay
hosisinareo
hosisin'
hosisin-
hosisim-
hosisi-
sisio
Citations 

Entrée sisi > sisina (sisy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona
Explications en anglais  [Richardson 1885] to be straightened
Explications en français  [Abinal 1888] qu'on redresse
Morphologie 
sisina
sisiko
sisinao
sisiny
sisintsika
sisinay
sisinareo
sisin'
sisin-
sisim-
sisi-
nosisina
nosisiko
nosisinao
nosisiny
nosisintsika
nosisinay
nosisinareo
nosisin'
nosisin-
nosisim-
nosisi-
hosisina
hosisiko
hosisinao
hosisiny
hosisintsika
hosisinay
hosisinareo
hosisin'
hosisin-
hosisim-
hosisi-
sisio