Teny iditra sikilaonina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. cyclone] Rivo-mahery avy amin' ny tsindrin' ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra ny rivotra manodidina azy, izay misangodina mifindra hatrany manaraka ilay toerana mifindrafindra koa; manimba izay rehetra sendra azy ilay rivotra mitambolina; rivo-doza [1.1]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona
Ny fihaviany Anglisy: cyclone (a), wind (a). Frantsay: cyclone (un), vent (un).

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19