Teny iditra sesika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra aiditra ao anaty zavatra hafa (kidoro, ondana) ka atao mifanizina; alentika na atosika hifatratra: Sesi-kidoro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stuffing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Farce [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra sesika
Sokajin-teny anarana
Sampanteny 

Teny iditra sesika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Sempotra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02