Teny iditra | serfa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Biby manan-tandroka misampantsampana [1.4] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cerf [1.4] | |
Cerf [1.66] | ||
Ohatra | Toy ny anirian'ny serfa ny loharano no anirian'ny fanahiko anao, Andriamanitra ô!
[2.996] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tovy hevitra | diera | |
Ny fihaviany | Frantsay: cerf. | |
Sary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |