Teny iditra | savorinala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Volon-kazo sahalahala amin' ny vohavoha ary fanao sesi-kidoro [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mousse de la forêt ; lichen doux et frais dont on fait des matelas [1.3] | |
[Bezanozano, Merina] (de savory). Nom cité par Malzac. C'est bien un lichen, et non une mousse. Sorte d'Usnée abondante sur les branches des arbres, dans les forêts d'altitude. [1.196] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/11 |