Teny iditra | saro-piaro | |
Singan-teny | sarotra ; fiaro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sarotiny izaitsizy amin' ny zavatra ananany, izay tandremany sy arovany fatratra, tsy zarazarainy amin' ny hafa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Jealous [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Jaloux [1.3, 1.8] | |
Soupçonneux, excessivement chatouilleux, comme un mari par rapport à son épouse [1.3] | ||
Voambolana | Ontam-po | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saro-piaro io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |