Teny iditra saro-miala
Singan-teny sarotra ; miala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza zavatra mafy orina tsy azo alana, na toe-javatra manahirana misy ny tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se dit de tout ce qui est solide et qu’il est difficile de briser
Mauvais pas dont on ne peut se retirer sans honte [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18