Teny iditra saro-kitikitika
Singan-teny sarotra ; hitikitika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mora mihomehy na mitsamboatra raha voakasika na voatohina ny ao ambany heliny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Chatouilleux, qui ne supporte point d’être chatouillé [1.3]
Tovy hevitra saro-kibo ~ saro-kibokibo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18