Teny iditra | saro-katsiaka | |
Singan-teny | sarotra ; hatsiaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Andairan-katsiaka, toerana mamirifiry [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Exposé au froid, où le froid règne Frileux [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |