Teny iditra sarintany
Singan-teny sary ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Carte [1.13]
Ohatra 
1Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky. [2.508]
2Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357]
Voambolana 
Kamban-teny 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14