Teny iditra sarina (sary)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsapaina, arahi-maso
Jerena, vangivangiana (vovo) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sarina, sariko, sarinao, sariny, sarintsika, sarinay, sarinareo, sarin', sarin-, sarim-, sari-
Ny lasa : nosarina, nosariko, nosarinao, nosariny, nosarintsika, nosarinay, nosarinareo, nosarin', nosarin-, nosarim-, nosari-
Ny hoavy : hosarina, hosariko, hosarinao, hosariny, hosarintsika, hosarinay, hosarinareo, hosarin', hosarin-, hosarim-, hosari-
Filaza mandidy : sario

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20