Teny iditra |
samihafa
|
Singan-teny | samy ; hafa |
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan' ny tanàna fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin' ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Mutually different. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Différent [1.3]
|
| Divers [1.13]
|
Ohatra |
1 | Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa.
[2.470]
|
2 | Sarangan' olona samihafa no hita tamin' ireny nosamborina ireny.
[2.472]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Tsipelina hafa |
Ohabolana |
|