Teny iditra | salaka halo | |
Singan-teny | salaka ; halo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Salaka ahodidina fotsiny manodidina ny valahana fa tsy asadika eo an' elakela-pe [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A cloth worn round the loins having one end hanging down loosely in front. [1.2] | |
Tovy hevitra | halosalaka | |
Fivaditsoratra | halosalaka, salaka halo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |