Teny iditra | saforana (safotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Totorana: Nosaforan' ny rano ny tanimbary etsy atsimo Hosorana zavatra, lalorana Rakofana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be flooded [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Inondé [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |