Teny iditra safidy (fidy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Choice. [1.2]
 Freedom of choice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Liberté de choix [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02