Teny iditra | rosia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taratasy fanamarinana ny nandraisana vola tamin' olona; tapakila [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: varotra | |
Ny fihaviany | Frantsay: reçu. | |
Teny iditra | Rosia | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny anglisy | Russia [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Russie [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Mpanahaka | rosianina | |
Fivaditsoratra | arosy, raiso, rosia, sario, saroy, sirao, siroà, soria |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |