Teny iditra rongotina (rongotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavajavatra betsaka entina mimaka amin' ny tena ka somary manahirankirana: Norongotiny daholo ny akanjony sy ny lambany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rongotina, rongotiko, rongotinao, rongotiny, rongotintsika, rongotinay, rongotinareo, rongotin', rongotin-, rongotim-, rongoti-
Ny lasa : norongotina, norongotiko, norongotinao, norongotiny, norongotintsika, norongotinay, norongotinareo, norongotin', norongotin-, norongotim-, norongoti-
Ny hoavy : horongotina, horongotiko, horongotinao, horongotiny, horongotintsika, horongotinay, horongotinareo, horongotin', horongotin-, horongotim-, horongoti-
Filaza mandidy : rongoty

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20