Teny iditra | ritsoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Chuchotement [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ritsoka io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kositra, ritsoka, sikotra, sokatry, sokitra, tsikora, tsorika |
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/28 |