Teny iditra | rirany > rirana | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zorony mivohitra:
Voan' ny riran-databatra ny takibako Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | An edge, a cutting edge [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le tranchant; cf. horirana [1.8] | |||||||||
Ohatra | Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona.
[2.857] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rirana io | |||||||||
Fivaditsoratra | Ranary, rarina, rirana |
Teny iditra | rirany > rira | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [1.8] | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rira io | ||
Fivaditsoratra | rary, rira |