Teny iditra renitantely
Singan-teny reny ; tantely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Abeilles [1.3]
 Abeille [1.5, 1.13]
Ohatra 
1Nitangorona tamiko tahaka ny renitantely izy ireo [2.996]
2Nisamonimonina toy renitantely, ilay faniriana hahalalany ny momba ny misionera katolika, izay tany Ambositra. [2.270]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12