Teny iditra renimanditra
Singan-teny reny ; manditra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra manditra ~ mandotra
Mpanahaka  renivitsika

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12