Teny iditra renihatina
Singan-teny reny ; hatina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby mahatonga ny hatina, izay bibikely ratsy endrika volovoloina, karazana hala mibikan-tsokatra, misy tongony lomisy efatra (valo) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12