Teny iditra | refarefa (refa) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitaritarika amin' ny tany [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | refarefa (refa) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin' ny tany, ny zavatra mitarozaka ela loatra, ny masoandro madiva hilentika, ny olona mitaredretra [1.1] | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/31 |